FPMA La Réunion

Eglise Protestante Malgache en France – Paroisse de La Réunion

Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy Tafo La Réunion

"Levez-vous et construisez"

Suivez et soutenez notre projet

JE SUIS NOUVEAU

Vous aidez à faire le premier pas

TROUVEZ MA PLACE

Participez à la vie de l’Église

JE SUIS ÉTUDIANT

Être à vos côtés

LA FPMA EN FRANCE

Des origines qui remontent à la fin de la 2nd Guerre Mondiale

la FPma à la réunion

En apprendre plus sur la paroisse de la Réunion

Faly mandray antsika Malagasy rehetra tonga na mandalo na mitoetra eto La Réunion ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty an-dafy na ny FPMA.
Manasa anao hanatrika isaky ny Alahady ireo fotoam-pivavahana protestanta amin’ny teny Malagasy eto La Réunion (Saint Denis sy Le Port). Misy dikan-teny amin’ny teny frantsay ny fotoam-pivavahana manontolo, misy toriteny amin’ny fiteny frantsay ho an’ireo zaza sy tanora ary ireo vahiny.
Misy Sampana miisa 7 ao amin’ny FPMA aty Frantsa mba hanabeazana ny vahoakan’Andriamanitra : Sampana  Sekoly Alahady, Tanora Kristiana, Antoko Mpihira, Mozika, Vehivavy Kristiana, Lehilahy Kristiana, ary ny Sampana Fifohazana sy ny Tily.
Ny Synoda lehiben’ny FPMA, ny fihaonamben’ny Sampana Iraisana sy ireo Zaikabe rehetra atrehintsika dia tanterahina manerana ny Frantsa amin’ny maha-fiangonana frantsay miteny malagasy ny FPMA.

Radoniaina Tovonjarahariliva

Pasteur de la FPMA Réunion

Comité paroissial 2022-2023

Le comité paroissial de la FPMA La Réunion en fonction pour 2022-2023.

Celui-ci est composé du Pasteur, du Bureau de la Paroisse, des Diacres, ainsi que des Présidents de chaque section ou de son représentant.

Au sein de la FPMA, ce sont les comités qui administrent les paroisses.

visite pastoral fpma reunion
M